dimanche 11 juillet 2010

HAZAKAZAKA, le Recueil de mes oeuvres

Mon ancien éditeur, RANAIVO Delano, de l'édition Eh! (Danz, Eh!, KOBRA, Avotra, Toky, étc) récemment, m'a parlé d'une possibilité de publication d'un recueil de mes œuvres inédites et déjà parues. J'ai fait presque 10 ans déjà après la sortie de Naivo Kely en 2001, Hazakazaka en 2003, Malaso en 2007 et Et l'aube se lève sur Santaha en 2009 plus les autres projets de BD que je cantonne actuellement!!! Au moins deux histoires finies (Naivo Kely 9 pages et Hazakazaka 16 pages) avec quelques extraits de ces autres titres et des inédites contiendront cet album autobiographique. C'est pas facile le monde la BD à Mada de nos jours mais avec la passion ça se fructifie toujours quand on fait sortir un album. La sortie de ce Tojo Dix en un, que j'intitule HAZAKAZAKA (la course ou la fuite en malgache) je vous l'annoncerai très bientôt.

3 commentaires:

  1. Ary maninona nareo mpanao bd tsy mivondrona mihitsy!Izay nge no olana aminareo io zao e!Tadidiko tsara reny bd nifandrobahana taloha ireny.Benandro, danz, naivo kely jabibah, tsitana sns... Aiza daholo izao ireny bd ireny. Tsy hadinoko koa ny bd lietnà ralay.
    Ny fahasahiranana mahazo anareo zao mihitsy no tokony hivondrona. Ilay gasy bulles ity aloha dia tsy mety mihitsy raha ny fijerinay azy satria, zazavao vao mianatra dessin daholo no betsaka mandray anjara.tsy mba misy bd manintona mihitsy no vokarin-dry zareo.Tsy aleo ve ireny bd efa fantatr'olona ireny aloha no aseo, dia manaraka ho azy avy aty aorina ny mbola tsy namoaka.Raha mbola tsy misy vitrine, tsy raharahin'ny olona mihitsy. Ary ny mampihome koa dia ny mahazo prix public dia ankizy vavy mbola tsy namoaka bd akory no nahazo prix.Trucage tsy misy ohatr'izany.Ny mpikarakara koa moa tsy miala @ fomba mahazatra hatramin'izay ihany e.Zarazarao hanjakana io.Ny vendrana ihany no hasongadiny.
    Raha ohatran'ny gasy bulles voaloandohany dia azo hekena ihany hoe misy azo raisina satria mba nisy ireny namoaka taloha ireny no nandray anjara, ka credible tsara fa avy eo dia nihena ny fitiavan'ny olona azy.
    Raha mbola ny reny malala no asaina mamatsy sôsy an'io dia izay tiany ihany io, fa tokony ny mpanao bd gasy mihitsy no mikarakara, tsy maninona raha misy vazà miaraka fa tsy ataon'ireo saribakoly ohatran'ny hitako amin'izao fotoana. Ary mba tsy hanjakazakan'ireo dia aleo atao partenaire bdb ny vazà.Ohatra hoe suisse, allemagne, japs, belges. Fa tsy reny malala fotsiny akory.
    Toa nahita ihany mantsy zà taloha hoe nisy fikambanana nikarakara an'io festival io taloha, ka ohatran'ny nilay ihany nijery azy t@ izany, koa maninona raha tsy tohizanareo ireny.
    Anisan'ny expo nakafizoko koa zao ilay nikarakarain'i bandin'i Ra-lery tao @ rarihasina t@ volana Mai sy nataon'i Albii, njaka H Manga koa.Tsara ny initiative ohatr'ireny hoe ny gasy no mandray antanana ny fikarakarana, fa tsy ampy anefa ireny fa mila an'ireo efa namoaka taloha betsaka mandray anjara mba ho tena misy lanjany kokoa ilay expo na festival.
    Anakiray mahagaga ahy koa dia izao, fa maninona moa i Ra-lery tsy manohy an'i BD Danz sy boto klonina, izay efa fantatr'olona, fa mamorona héro hafa indray.Sady izay i Ra-lery mba efa mba manana ny maha izy azy ihany.Ary manana fahefana mamaoka ny asany koa ao @ gazety Basy Vava. Ireny Danz ireny na boto klonina ireny, na raleba sy rasta ireny izay efa hain'ny olona no tokony fohazina aloha dia mora ny ahitanareo editera.
    Ianao koa izao afaka mamaoka ny asanao ao @ lagazette. Avoka @ gazety aloha ny BD dia mora kokoa ny mahita editera avy eo.Ilay bd fanday izay hitakao t@ gasy bulles nataonao iny izao hitakao tena tsara mihitsy raha avoka @ gazety aloha.Fa une fois fantatr'olona ny asanao dia mora mahazo editera. Izany ange no nataon'ireo eropenaina ,amerikanina, japonais ireo e.Avokany @ gazety aloha ny bd any, dia vao succés dia mivoka bd album amin'izay.
    Asa na azonareo mpanao bd gasy izay.Jereo aloha ny tantaran'ny bd eran-tany, dia ho hitanareo ny vaha olana.
    Raha tsy diso koa aho ,teto amintsika koa raha nanomboka succés ny bd dia nivoaka tamin'ny gazety aloha, dia natao t@ mangazine, izay vao lasa comics mitovy an'ireo bd ny édition lug, Zembla, rodeo sns..Dia ireny nakafizinay ireny sady tsy maty mihitsy ny fitiavan'olona'azy fa saningy tsy misy mivoka intsony moa.
    Soso-kevitra ihany ny ahy, fa anjaranareo no mandray azy na tsia, fa izahay mpamaky dia tena mangetaheta tokoa ny bd gasy, fa tsy mahita mihitsy anefa. Na mahita aza dia tsy mahafapo ny sasany.Raha ny hendriky ny dessin anao aloha dia mety hanintona ihany ny mamaky azy, kanefa mila mamaoka bd mihitsy ianareo na @ lafin'ny ahona na ahona, fa izay no maha artista anareo.Aseo ny olona ny asa, ny maha tena mpanao bd anareo.Soso-kevitra ireo fa izay izany no anjara birikinay kely e.

    RépondreSupprimer
  2. ayayay!izay aho vo tena afak namak hatr@ farany ity adihevitrao ty fa tsnanam-potona hijerena ntranonkalako mitsy aho tatoato. henjana iany ko mantsy nfanomanana lay boky volazako etsy ambony sedra ny gadon'ny fiainana andavanandro e. efamiketrik anzany a satri an-dalam-pamtana ilay bokiko miresaka fanjanahantany iny aho hisy takelaka maromaro vao avoaka an-gazety mba tsy ho tapak eny atenatenany nfanaraan'ny ol azy. tsdia asiko resak ny fkarakaran' fikambanana sasan hetsik satri tslavko fhafanam-po manahirana iany n ankabeazan'ny tanora manao hetsika anketriny ary za tao anatiny. nzoky teo aloha mo efsomar lanhaiky nef eoiany ko ny fahanterana efa tsmapazoto miherik ny am'zany lotr tsony no nhasarotan' fiainana. zany aza ntsy mamparisik ahy hiditra anat fikambanana tsony satri mamokatra koko nmiad irery noho ny fandaniaa andro hifanasa loha tsy hamokarana antin'ren fikambanana reny. fa ntombotsoa iraisana ekeko fa jerena ihany indrindr ny hampitovy fijery ny amin'izay hanakarana avo ny lentan'ity tantarantsarintsika ity. mahasorena tokoa anie ny mahita ireny hetsika lava tsy dia raisin'n,y gasy an-tanana ireny e. ny hany mba nahataitra sy nahababo ahy tokoa aloha dia ilay ezaky ry zoky malala ralery sns ireny, ry zandry kely toa an'dry albi sns ihany koa deraiko manokana. mba misy ifandaharana amin'ny hafa fa hafahafa ihany ity anarana gasy bulles ntsika ity nefa ny vahiny no mikarakara azy. raha lany andro ifampitsikera eto anefa dia hiantsoro mianotra lava eto fa dia ny tanjona angamba dia ny handrosoana hatrany na iza hanampy na iza hihemotra. miezaka mifandray amina editera avy any ivelany ihany hitadiavana lalana saingy miezaka ihany koa ho mpaminany masina an-taniny satria ny eto indrindra no tokony hampirevena. mankahery ireo zandrikely aho hanamboatra elatra aloha vao maika ny hanidina satria ilaina ny manana hamidy vao miady varotra, ny tsena ihany koa mila endurance ka aleo mba ho matotra tsara fa aza miazakazaka tratry ny miadana. indrindra raha hitaha tamin'ireo zoky teo aloha dia ny azy efa vitany boky matotra be fa tsy fidedadedana ho fahaizantsary fotsiny nefa ny lentan'ny rehetra tsy mifankaiza loatra. henjana ihany koa mantsy ny fifaninanana satria raha ny samy jamba eto an-toerana tsy ho lasa lavitra isika fa ilaina asompirana ny fomba fijery sao tafihin'ny avy any ivelany ka ny lentantsika indray no hahamenatra eto. tsy misorona aho miteny izany satria hitako tamin'ny hosodoko sy ny sisa izany. fantaro fa ireny olomalaza efa misongadina eto (léon fulgence, raparivo, a,drianaivoravelona sns) ireny anie ka henjana eto fa mahazo ny azy ihany rehefa misedra ny sehatra avo any ivelany any e. ary miteny izany ireny mba hahatonga saina antsika aty aoriana. ny bd mantsy dia tsorina fa vitsy dia vitsy no tafa any noho ilay compétitivité tsika tsy maharaka loatra. tsy atao mahakivy izany fa miezaka.
    raha tena mahaporitra aza ny mamoaka dia avohay angazety aloha hahazatra ny olona ny sanganasa, iny mantsy vetivety dia tonga ny sosokevitra sy ny kritika ataon'ny olona indrindra raha mivoaka isanandro na ataoko hoe indroa isankerinandro aza ny fivoakany. mbola azo kitihina ihany koa ny lafiny ara-tsary na ara-tantara raha sendra misy tsy mahamety azy dia azo ialana nenina vao avoaka boky avy eo. sady mety amin'ny fampalalana ilay mpanakanto rahateo ny fanaovana azy angazety toy izany no manamora ny fivarotana ilay boky refa avoaka avy eo.
    fa mila mamoaka boky ihany ireny zoky ireny saingy ny editeur no hitako manahirana satria raha niresaka tamin'ireny christian razafindrakoto ireny aho dia tsy ny hamoaka mihitsy no mampalaina azy fa ny mbola hitady editera indray izay efa experience tsy namokatra ho azy. ireny ve nefa hazoto hikambana aiza intsony fa ny hanao ny azy aza manahirana azy. ralery sy ny danz efa niresaka an'izay ihany izy fa ny manao zavatra moa tsy mora k'angamba ho avy eny ihany izany. aza kivy fa hiarina

    RépondreSupprimer
  3. Tsara leisy ny zavatra ataon'ialahy fa tohizo ah

    RépondreSupprimer